plan du site

webhôtel

Hôtel Alouette
Bagnères-de-Luchon - France

English version
English

hôtel
notre Hôtel Alouette à Bagnères-de-Luchon est entièrement non-fumeur
non-fumeur

Présentation rapide de l'Hôtel Alouette, en un coup d'œil, en malgache.guide photos


version malgacheMaika be ve ianao: indro ary ny tsara ho fantatra indray topimaso.

Ny Hôtel Alouette, efitrano 13 habitaciones, kintana iray, dia hotely antonotonony tantanana mpianakavy, eto Bagnères-de-Luchon, tena anivon'ny tangorombohitry ny Pirene, mira halavirana amin'ny ranomasimbe Atlantika sy ny ranomasina Mediterane, haavontoerana 623 m.

Ny Hôtel Alouette dia hotely tsy azo ifohana tanteraka; 100 m miala ny gara no misy azy, anaty kartie milamina tokoa, folo minitra miala ny afovoan'ny tanana raha mandeha tongotra.

Mba hanamafisana ny fisian'ny efitrano dia azonao atao ny miantso anay amin'ireto nomerao ireto:

05 61 79 97 80, raha eto Frantsa ianao.

+33 5 61 79 97 80, raha ivelan'iFrantsa no misy anao.

Azonao antariby izahay manomboka amin'ny 7 maraina ka hatamin'ny 8 alina.

Ny famandrihantoeranao dia azo antoka hatramin'ny mitataovovonana: ankoatr'izay dia tsy maintsy mametraka avansy na ny nomerao CB ianao.

Retour aux drapeaux      ou      Retour à la liste alphabétique

hôtel    Luchon    activités    contact    guide